ZAIKABE SVKI SLKI (Sampana Vehivavy sy Sampana lehilahy FPMA) 19-20-21 oktobra ZAIKABE SVKI SLKI (Sampana Vehivavy sy Sampana lehilahy FPMA): any Montpellier (99 euros adulte/ 44euros enfant, pension complète ary 15 euros sakafo tsy matory) taratasy mipaingotra etsy ambany: fara-fisoratana anarana Alahady 29 jolay. Toerana: Complexe Hôtelier REGAIN Les…

“23 Na inona na inona ataonareo, dia ataovy amin’ny fo tokoa, toy ny amin’ny Tompo, fa tsy amin’olombelona, 24 satria fantatrareo fa ny Tompo no handraisanareo ny valiny, dia ny lova any an-danitra; koa manompoa ny Kristy Tompo hianareo.” Kolosiana toko 3:23-24 Faly miarahaba anareo…