ZAIKABE SVKI SLKI (Sampana Vehivavy sy Sampana lehilahy FPMA) 19-20-21 oktobra ZAIKABE SVKI SLKI (Sampana Vehivavy sy Sampana lehilahy FPMA): any Montpellier (99 euros adulte/ 44euros enfant, pension complète ary 15 euros sakafo tsy matory) taratasy mipaingotra etsy ambany: fara-fisoratana anarana Alahady 29 jolay. Toerana: Complexe Hôtelier REGAIN Les…