15h – 17h30 Paroisse du Bon Pasteur, 179 Rue de Charonne 75011 Paris Métro: Alexandre Dumas – Fanokafana ny Jobily 60 Taonan’ny FPMA – Fankasitrahana ny Filoha am-perinasa Rev Dr. Jean Ravalitera mivady – Fametrahana sy fitondrana am-bavaka ny Birao Foibe vaovao tarihan’ny Filoha vaovao…

Miarahaba antsika rehetra amin’ny Anaran’i Jesosy Tompo, Indro alefa amintsika ny Diary 2018:   Alahady 2 desambra (10H30):  Fandraisana ny Fanasàn’ny Tompo ary Alahady tarihin’ny Sampana Antoko Mpihira AMF (Akon’ny Famonjena) Alahady 9 desambra (10H30): Fiaraha-mivavaka EPUDF – 18 bd Arago 75013 Paris Alahady 17 desambra (10H30): misy Fandraisana…

Ny sabotsy 30 jiona tontolo andro ny fitsangatsanganan’ny Fiangonana eny Parc des Sceaux: 8 Avenue Claude Perrault, 92330 Sceaux, RER B La Croix de Berny. Ny Tafo no hiantoka ny: rano, desserts ary ny rehetra kosa dia samy hitondra izay safidiny. Point de RDV à…

«Ka mba hiray feo ianareo hiara-manome voninahitra an’Andriamanitra, Rain’i Jesoa Kristy Tompontsika» (Romanina 15;6) « Afin que tous ensemble, d »une seule bouche, vous glorifiiez le Dieu et Père de notre Seigneur Jésus-Christ » (Romains 15;6) Paris, 2 jiona 2018 RY MALAGASY MPIRAY TANINDRAZANA, Miarahaba anareo…

  « Ary niakatra teo an-tendrombohitra Jesosy ka niantso izay tiany hankeo aminy; dia nankeo aminy ireo.  Ary nanendry roa ambin’ny folo lahy Izy ho ao aminy sy hirahiny hitori-teny”( Marka 3.13-14). Ry havana malala ao amin’ny Tompo, Araka ny fitsipika anatin’ny FPMA izay manankery eo…

‌Mbola faly miarahaba ny rehetra amin ‘ny anaran ‘ny Tompo Araka ny efa nambara tamintsika dia hisy ny fitsangatsanganana karakarain ‘ny Fiangonana ny Alatsinainy pentekosta izao ka dia izao no fandaharana amin ‘izany Ny toerana haleha dia Base de Loisirs de Trappes Saint Quentin en…