Fanokafana ny faha 60 taonan’ny FPMA sy Fametrahana ny Filohan’ny FPMA PS Pst Seth Rasolondraibe sy fankasitrahana ny PS teo aloha Pst Jean Ravalitera

15h – 17h30
Paroisse du Bon Pasteur,
179 Rue de Charonne
75011 Paris

Métro: Alexandre Dumas

– Fanokafana ny Jobily 60 Taonan’ny FPMA
– Fankasitrahana ny Filoha am-perinasa Rev Dr. Jean Ravalitera mivady
– Fametrahana sy fitondrana am-bavaka ny Birao Foibe vaovao tarihan’ny Filoha vaovao Rev Dr. Seth Rasolondraibe
– Fanekena eo anatrehan’4andriamanitra sy ny Fiangonana ataon’ny Mpikambana ORDM 2019 – 2020

Mpitoriteny : Pasteur François Clavairoly (Président de la Fédération Protestante de France)
Hisy fandraisana ny fanasan’ny Tompo
Hisy fialana hetaheta aorian’ny fotoana
Ny Faritany 6 dia mandefa solotena Diakona 4 (2 vavy, 2 lahy) avy
Mangataka ny Sampana Tily hanao fanamiana
https://fpma.church

You may also like...

Comments are closed.