FAFATS – FANASANA FIFAMPIARAHABANA TRATRY NY TAONA 2019 HO AN’NY FPMA

Miarahaba amin’ny anaran’ny Tompo, 

« Ny lanitra sy ny tany ho levona, fa ny teniko tsy mba ho levona. »

Matio 2435

Fifaliana ho anay FAFATS ny manasa anareo Birao Foibe sy ny vahoakan’Andriamanitra eto amin’ny FPMA hanatrika ny fifampiarahabana tratry ny taona 2019 FAFATS izay atao ny

Asabotsy 12 janoary 2019 tontolo andro

Manomboka amin’ny 10 ora ka hatramin’ny 6 ora sy sasany hariva

Ao amin’ny Lycée Saint Charles

2 rue Geneviève Anthonioz de Gaulle

92100 ATHIS MONS

 

Ny tontolo andro dia hiompana amin’ny loha-hevitra hoe :
« ny toeran’ny mpino kristianina amin’ny vaninandro ankehitriny : le Chrétien face aux inquiétudes  environnementales et à l’avenir de la création »
Misaotra anareo manaparitaka izany amin’ny vahoakan’Andriamanitra eto amin’ny FPMA.

You may also like...

Comments are closed.