Programme Décembre 2018

Miarahaba antsika rehetra amin’ny Anaran’i Jesosy Tompo,
Indro alefa amintsika ny Diary 2018:  

  • Alahady 2 desambra (10H30):  Fandraisana ny Fanasàn’ny Tompo ary Alahady tarihin’ny Sampana Antoko Mpihira AMF (Akon’ny Famonjena)
  • Alahady 9 desambra (10H30): Fiaraha-mivavaka EPUDF – 18 bd Arago 75013 Paris
  • Alahady 17 desambra (10H30): misy Fandraisana ny Fanasàn’ny Tompo
    • Alahady 23 desambra (10H30): misy asa sy fampaherezana
    • NOELY Talata 25 desambra –  (3ora tolak’andro)  Fanompoam-pivavahana harahina fankalazana ny Noely miaraka amin’ny Sampana rehetra
    • Alahady 30 desambra 2018: 10H30 Alahady faran’ny taona « Alahadin’ny mpitandrina » hitondrana am-bavaka ny fianakavaviana Pastera Marc Rakotoarimanga ary hisy valopy fankasitrahana avy amintsika mpiara-mivavaka.
  • Taom-baovao Alahady 06 janoary 2019 (10H30) Fiarahabana ny Ray aman-drenin’ny Fiangonana sy ny Zokiolona harahina sakafo Agape

37 rue Tournefort 75005 Paris  no toeram-pivavahana amin’ireo fotoana rehetra ireo afa-tsy isan’ Alahady faharoan’ny volana  ihany (–> 09 desambra).

Ho amin »ny tsirairay anie ny fiadanana atolotr’Andriamanitra
Ny Birao
———————————————–
Cher(e) frères et sœurs en Christ, que la paix de notre Seigneur Jésus soit sur chacun d’entre nous.

Voici les nouvelles de notre paroisse pour le mois de décembre 2018:
  • Dimanche 2 decembre (10H30):  Culte avec la Sainte-Cène et culte mené par la chorale (Akon’ny Famonjena)
  • Dimanche 9 decembre (10H30): Culte en commun avec l’EPUDF – 18 bd Arago 75013 Paris
  • Dimanche 17 decembre (10H30): Culte avec la Sainte-Cène
  • Dimanche 23 decembre (10H30): Culte avec « asa sy fampaherezana »
  • NOELY Talata 25 decembre – (15h)  Culte suivi de la célébration de noël avec toutes les sections de l’église
  • Dimanche 30 decembre 2018: 10H30 Dernier Culte de l’année « Alahadin’ny mpitandrina » nous porterons en prière notre Pasteur,  Marc Rakotoarimanga. Des enveloppes seront à disposition pour cette occasion
  • Nouvel An – Dimanche 06 janvier 2019 (10H30) Célébration de la nouvelle année auprès des « Ray aman-drenin’ny Fiangonana sy ny Zokiolona » suivi d’un repas Agape
Tous nos cultes du mois de decembre se déroulerons au 37 rue Tournefort 75005 Paris, excepté le 9 décembre qui sera au 18 bd Arago, 75013 PARIS.
Que la paix du Christ soit en chacun de nous.
Le Bureau de l’église

You may also like...

Comments are closed.