Alim-bavaka / Veillée de prière (30/11/2018)

Miarahaba ny rehetra amin ‘ny anaran ‘ny Tompo
Toy ny fanao isaky ny Zoma farany amin ‘ny vola dia ho tanterahina any amin ny tokantranon’ny Eric Rakotomalala mianakavy ny alim_bavaka amin ‘ny Zoma izao ka miantomboka amin ‘ny valo ora sy sasany alina
Dia manonona ny fiadanan’ i Tompo ho amintsika rehetra.

Les détails sont sur la liste de diffusion mail.
Pour plus de détails, merci de nous contacter via le formulaire de contact.

You may also like...

Comments are closed.