Picnic 2017

‌Mbola faly miarahaba ny rehetra amin ‘ny anaran ‘ny Tompo Araka ny efa nambara tamintsika dia hisy ny fitsangatsanganana karakarain ‘ny Fiangonana ny Alatsinainy pentekosta izao ka dia izao no fandaharana amin ‘izany

  • Ny toerana haleha dia Base de Loisirs de Trappes Saint Quentin en Yvelines : ho an ‘izay mitondra fiara dia misy vola aloa eo amin ‘ny fidirana , ho an’ izay mandeha train dia ny RER C station Saint Quentin en Yvelines no miala dia miantso ny tenako 0666370273 na hafa izay mitondra fiara afaka mitsena eo
  • Ny fotoana hahatongavana dia eny an_ toerana dia amin ‘ny folo ora ka eo anoloan ‘ny Piscine à vague no mifampiandry
  • Ny fiangonana no mitondra ny grillade sy ny boisson ka miangavy antsika mba hilaza mialoha ny Zoma izao ny isantsika izay ho tonga mba hahamora ny fiantsenana
  • Dia manantena ny fahatongavantsika rehetra ary manonona ny fiadanan ‘ny Tompo

You may also like...

Comments are closed.